plt_tn/lam/02/15.md

650 B

miteha-tanana...Misitrisitra sy mihifikifi-doha

fomba izay hihomehezan'ny olona ny hafa sy hanesoany azy ireo

zanakavavin'i Jerosalema

Io dia anarana ara-kanto ho an'i Jerosalema, izay resahina toy ny hoe vehivavy eto.

Fa tsy ity ve ilay tanàna izay nantsoin'izy ireo hoe 'Ilay fahatsarana tonga lafatra,' 'Ilay Fifaliana ho an'ny tany rehetra'?

Io fanontaniana io dia nampiasaina mba hanesoana. "Ity tanàna izay antsoina hoe 'Ilay fahatsarana tonga lafatra', 'Ilay Fifaliana ho an'ny tany rehetra' ity dia tsy tsara sy tsy hafaliana intsony!"

Efa natelinay izy

"noravanay tanteraka i Jerosalema" tahaka ny biby mitelina ny sakafony