16 lines
650 B
Markdown
16 lines
650 B
Markdown
|
# miteha-tanana...Misitrisitra sy mihifikifi-doha
|
||
|
|
||
|
fomba izay hihomehezan'ny olona ny hafa sy hanesoany azy ireo
|
||
|
|
||
|
# zanakavavin'i Jerosalema
|
||
|
|
||
|
Io dia anarana ara-kanto ho an'i Jerosalema, izay resahina toy ny hoe vehivavy eto.
|
||
|
|
||
|
# Fa tsy ity ve ilay tanàna izay nantsoin'izy ireo hoe 'Ilay fahatsarana tonga lafatra,' 'Ilay Fifaliana ho an'ny tany rehetra'?
|
||
|
|
||
|
Io fanontaniana io dia nampiasaina mba hanesoana. "Ity tanàna izay antsoina hoe 'Ilay fahatsarana tonga lafatra', 'Ilay Fifaliana ho an'ny tany rehetra' ity dia tsy tsara sy tsy hafaliana intsony!"
|
||
|
|
||
|
# Efa natelinay izy
|
||
|
|
||
|
"noravanay tanteraka i Jerosalema" tahaka ny biby mitelina ny sakafony
|