plt_tn/lam/02/07.md

12 lines
490 B
Markdown

# Nomeny teo an-tanan'ny fahavalo
"Nihodina...tamin'ny fahavalo"
# ny mandan'ireo lapany
Eto ny hoe "-ny" dia mety manondro an'i Jerosalema na ny tempoly. Ireo mety ho dikan-teny dia 1) "ny mandan'ireo lapan'i Jerosalema" na 2) "ireo mandan'ny tempoly."
# Nanandratra hiaka tao an-tranon'i Yaveh, toy ny amin'ny androm-panasana voatondro izy ireo
Io dia fampitahana maneso eo amin'ny fifaliana, sy ny fankalazana mitabataban'ny Israely sy ny hiaka mafin'ny fandresen'ireo Babyloniana.