# Nomeny teo an-tanan'ny fahavalo "Nihodina...tamin'ny fahavalo" # ny mandan'ireo lapany Eto ny hoe "-ny" dia mety manondro an'i Jerosalema na ny tempoly. Ireo mety ho dikan-teny dia 1) "ny mandan'ireo lapan'i Jerosalema" na 2) "ireo mandan'ny tempoly." # Nanandratra hiaka tao an-tranon'i Yaveh, toy ny amin'ny androm-panasana voatondro izy ireo Io dia fampitahana maneso eo amin'ny fifaliana, sy ny fankalazana mitabataban'ny Israely sy ny hiaka mafin'ny fandresen'ireo Babyloniana.