plt_tn/lam/02/05.md

20 lines
566 B
Markdown

# Nateliny
Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 2:1.
# Nampitomboiny ny fisaonana sy ny fitomaniana
DH: "Efa nampitombo hatrany ny olona hisaona sy hitomany Izy"
# zanaka vavin'i Joda
Io dia anarana ara-kanto ho an'i Jerosalema, izay resahina toy ny hoe vehivavy eto.
# trano bongo an-jaridaina
trano tena kely hametrahana ireo fitaovam-pambolena na hampialofana ny olona izay miambina ny zaridaina
# Efa nampanadino ny fiangonana manetriketrika sy ny Sabata tao Ziona
DH: "nahatonga ny vahoakan'i Ziona hanadino ny fiangonana manetriketrika sy ny Sabata"