plt_tn/lam/02/05.md

566 B

Nateliny

Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 2:1.

Nampitomboiny ny fisaonana sy ny fitomaniana

DH: "Efa nampitombo hatrany ny olona hisaona sy hitomany Izy"

zanaka vavin'i Joda

Io dia anarana ara-kanto ho an'i Jerosalema, izay resahina toy ny hoe vehivavy eto.

trano bongo an-jaridaina

trano tena kely hametrahana ireo fitaovam-pambolena na hampialofana ny olona izay miambina ny zaridaina

Efa nampanadino ny fiangonana manetriketrika sy ny Sabata tao Ziona

DH: "nahatonga ny vahoakan'i Ziona hanadino ny fiangonana manetriketrika sy ny Sabata"