plt_tn/lam/01/13.md

511 B

no nandefasany ny afo tamin'ireo taolako

Amin'ity andalana ity ny hoe "-ny' dia manondro an'Andriamanitra ary ny hoe "-ko" dia an'i Jerosalema, izay mbola miresaka amin'olon-kafa toy ny hoe olona izy.

nandefasany ny afo tamin'ireo taolako, ary nahazo ireo izany

DH: "efa nandefa sazy maharary tao anatiko, ary namotika ahy izany" na "efa nandefa sazy manimba teo afovoan'i Jerosalema, ka nandrava ny tanàna izany"

Nomen'ny Tompo ho eo an-tanan'izy ireo aho

DH: "namela ireo fahavaloko handresy ahy"