plt_tn/lam/01/13.md

12 lines
511 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# no nandefasany ny afo tamin'ireo taolako
Amin'ity andalana ity ny hoe "-ny' dia manondro an'Andriamanitra ary ny hoe "-ko" dia an'i Jerosalema, izay mbola miresaka amin'olon-kafa toy ny hoe olona izy.
# nandefasany ny afo tamin'ireo taolako, ary nahazo ireo izany
DH: "efa nandefa sazy maharary tao anatiko, ary namotika ahy izany" na "efa nandefa sazy manimba teo afovoan'i Jerosalema, ka nandrava ny tanàna izany"
# Nomen'ny Tompo ho eo an-tanan'izy ireo aho
DH: "namela ireo fahavaloko handresy ahy"