plt_tn/lam/01/03.md

481 B

nalefa ho sesitany i Joda

DH: "nalefa tany amin'ny tany vahiny ny vahoakan'i Joda"

izy

Izy dia fanjakan'i Joda izay nosoritsoritana tahaka ny vehivavy. Izy ihany koa dia manondro ireo olom-pirenen'i Joda.

tsy mahita fitsaharana

DH: "matahotra lalandava"

Ireo mpanenjika azy rehetra dia nahatratra

DH: "Ny olona rehetra izay nitady azy dia niezaka ny hambabo azy" na "Ny olona rehetra izay nihaza azy dia nahita azy"

tao amin'ny fahakiviany

DH: "rehefa kivy izy"