plt_tn/lam/01/03.md

20 lines
481 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# nalefa ho sesitany i Joda
DH: "nalefa tany amin'ny tany vahiny ny vahoakan'i Joda"
# izy
Izy dia fanjakan'i Joda izay nosoritsoritana tahaka ny vehivavy. Izy ihany koa dia manondro ireo olom-pirenen'i Joda.
# tsy mahita fitsaharana
DH: "matahotra lalandava"
# Ireo mpanenjika azy rehetra dia nahatratra
DH: "Ny olona rehetra izay nitady azy dia niezaka ny hambabo azy" na "Ny olona rehetra izay nihaza azy dia nahita azy"
# tao amin'ny fahakiviany
DH: "rehefa kivy izy"