plt_tn/jos/24/03.md

12 lines
257 B
Markdown

# Fampahfantarana amin'ny ankapobeny:
Josoa dia miresaka hatrany izay nolazain'i Yaveh mahakasika ny fifanarahany tamin'ny vahoakany.
# Seira
anaran-toerana na faritra
# nidina tany
Egypta dia ambany hahavo izay amin'ny tanin'ny Kanana. D.H: "nandeha"