# Fampahfantarana amin'ny ankapobeny: Josoa dia miresaka hatrany izay nolazain'i Yaveh mahakasika ny fifanarahany tamin'ny vahoakany. # Seira anaran-toerana na faritra # nidina tany Egypta dia ambany hahavo izay amin'ny tanin'ny Kanana. D.H: "nandeha"