12 lines
422 B
Markdown
12 lines
422 B
Markdown
# handeha amin'ny lalan'ny tany rehetra aho
|
|
|
|
Josoa mapmiasa teny mihaja mba hanehoany ny tamin'ny fahafatesana. d.H: "Ho faty aho"
|
|
|
|
# fantatrareo amin'ny fonareo
|
|
|
|
Eto ireo teny "fo" sy "fanahy" misy dikany mitovy. Manasongadina fahaizan'olona lalina miaraka izy ireo.
|
|
|
|
# tsy misy teny iray tsy ho tanteraka
|
|
|
|
ireo teny ireo dia manamafy fa ny fampanantenan'i Yaveh dia nitranga avokoa. D.H: "ny teny rehetra dia tanteraka"
|