422 B
422 B
handeha amin'ny lalan'ny tany rehetra aho
Josoa mapmiasa teny mihaja mba hanehoany ny tamin'ny fahafatesana. d.H: "Ho faty aho"
fantatrareo amin'ny fonareo
Eto ireo teny "fo" sy "fanahy" misy dikany mitovy. Manasongadina fahaizan'olona lalina miaraka izy ireo.
tsy misy teny iray tsy ho tanteraka
ireo teny ireo dia manamafy fa ny fampanantenan'i Yaveh dia nitranga avokoa. D.H: "ny teny rehetra dia tanteraka"