plt_tn/jos/18/11.md

16 lines
417 B
Markdown

# Ny fanendrena ny tany ho an'ny fokon'i Benjamina dia nomena ny isam-pokon'izy ireo tsirairay
D.H: "Ny isam-pokon'i Benjamina dia nahazo ilay fanendrena ny tany"
# anelanelan'ireo taranak'i Joda sy ireo taranak'i Josefa
"manelanelana ny tany izay an'ny taranak'i Joda sy ny tany izay an'ny taranak'i Josefa"
# taranak'i Josefa
Ity dia maneho ny taranak'i Efraima sy Manase.
# Betavena
Ity dia anaran-toerana.