# Ny fanendrena ny tany ho an'ny fokon'i Benjamina dia nomena ny isam-pokon'izy ireo tsirairay D.H: "Ny isam-pokon'i Benjamina dia nahazo ilay fanendrena ny tany" # anelanelan'ireo taranak'i Joda sy ireo taranak'i Josefa "manelanelana ny tany izay an'ny taranak'i Joda sy ny tany izay an'ny taranak'i Josefa" # taranak'i Josefa Ity dia maneho ny taranak'i Efraima sy Manase. # Betavena Ity dia anaran-toerana.