28 lines
839 B
Markdown
28 lines
839 B
Markdown
# ireo taranak'i Josefa
|
|
|
|
Ity dia maneho ny taranak'i Efraima sy Manase.
|
|
|
|
# Nahoana no asan'ny tany iray ihany no natolotrao ho anay... notahian'i Yaveh izahay?
|
|
|
|
Ny vahoakan'ny fokon'i Manase sy Efraima dia mangataka izany fanontaniana izany mba hanamafisana fa i Josoa dia tokony efa nanendry tany maro ho azy ireo. D.H: "Tokony efa nomenao anay mihotra noho ny iray...Yaveh efa nitaha anay."
|
|
|
|
# asan'ny tany iray ary tsinjara iray amin'ny lova
|
|
|
|
Ireo andian-teny roa ireo amin'ny ankapobeny dia zavatra mitovy. Ny faha roa manaraka izany, ny tany dia voalaza fa izany ilay lova izay azon'ny vahoaka ho fananana maharitra. D.H: ''asan'ny tany iray ho lovantsika"
|
|
|
|
# tsinjara
|
|
|
|
ampahany
|
|
|
|
# vahoaka be an'isa
|
|
|
|
"vahoaka maro be"
|
|
|
|
# Raha vahoaka be an'isa ianareo
|
|
|
|
"Satria ianareo vahoaka be an'isa"
|
|
|
|
# Refaita
|
|
|
|
Izany dia anarana vondron'olona.
|