839 B
839 B
ireo taranak'i Josefa
Ity dia maneho ny taranak'i Efraima sy Manase.
Nahoana no asan'ny tany iray ihany no natolotrao ho anay... notahian'i Yaveh izahay?
Ny vahoakan'ny fokon'i Manase sy Efraima dia mangataka izany fanontaniana izany mba hanamafisana fa i Josoa dia tokony efa nanendry tany maro ho azy ireo. D.H: "Tokony efa nomenao anay mihotra noho ny iray...Yaveh efa nitaha anay."
asan'ny tany iray ary tsinjara iray amin'ny lova
Ireo andian-teny roa ireo amin'ny ankapobeny dia zavatra mitovy. Ny faha roa manaraka izany, ny tany dia voalaza fa izany ilay lova izay azon'ny vahoaka ho fananana maharitra. D.H: ''asan'ny tany iray ho lovantsika"
tsinjara
ampahany
vahoaka be an'isa
"vahoaka maro be"
Raha vahoaka be an'isa ianareo
"Satria ianareo vahoaka be an'isa"
Refaita
Izany dia anarana vondron'olona.