plt_tn/jos/07/25.md

897 B

Nahoana no nampidi-doza anay ianao?

Mampiasa izany fanontaniana izany i Josao mba handatsa an'i Akana. D.H: "Efa nampidi-doza anay ianao"

Ary notorahan'izy ireo vato ny sisa ary nandoro azy ireo tamin'ny afo.

Ireo mety dikany 1)Ireo Israelita nandoro ny fianakavian'i Akana mba ho faty ary nandrakotra azy ireo tamin'ny vato" na 2) Ireo Israelita nitora-bato ny fianakavian'i Akana mba ho faty ary nandoro ny faty na 3) fa i Akana sy ireo fananany dia voatoraka ary voadoro avy eo.

Nitsahatra tamin'ny fahatezerany mirehitra Yaveh

Nitsahatra tamin'ny fahatezarany dia maneho ny fitsaharanam-pahasorenana. Dorom-pahatezerana dia maneho fahasorenana mafy. D.H: "Nitsahatra tamin'ny fahatezerany i Yaveh."

mandrak'izao ankehitriny izao

Izany dia mbola nantsoina hoe havoan'i Akora hatrany tamin'ny fotoana nanoratan'ny mpanoratra izany. D.H: "na dia androany aza" na "na dia izao aza"