16 lines
897 B
Markdown
16 lines
897 B
Markdown
|
# Nahoana no nampidi-doza anay ianao?
|
||
|
|
||
|
Mampiasa izany fanontaniana izany i Josao mba handatsa an'i Akana. D.H: "Efa nampidi-doza anay ianao"
|
||
|
|
||
|
# Ary notorahan'izy ireo vato ny sisa ary nandoro azy ireo tamin'ny afo.
|
||
|
|
||
|
Ireo mety dikany 1)Ireo Israelita nandoro ny fianakavian'i Akana mba ho faty ary nandrakotra azy ireo tamin'ny vato" na 2) Ireo Israelita nitora-bato ny fianakavian'i Akana mba ho faty ary nandoro ny faty na 3) fa i Akana sy ireo fananany dia voatoraka ary voadoro avy eo.
|
||
|
|
||
|
# Nitsahatra tamin'ny fahatezerany mirehitra Yaveh
|
||
|
|
||
|
Nitsahatra tamin'ny fahatezarany dia maneho ny fitsaharanam-pahasorenana. Dorom-pahatezerana dia maneho fahasorenana mafy. D.H: "Nitsahatra tamin'ny fahatezerany i Yaveh."
|
||
|
|
||
|
# mandrak'izao ankehitriny izao
|
||
|
|
||
|
Izany dia mbola nantsoina hoe havoan'i Akora hatrany tamin'ny fotoana nanoratan'ny mpanoratra izany. D.H: "na dia androany aza" na "na dia izao aza"
|