16 lines
451 B
Markdown
16 lines
451 B
Markdown
# Fampafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Mbola miresaka amin'ireo mpitsikilo Israelita hatrany i Rahaba
|
|
|
|
# mba ianiano amiko amin'ny...Omeo famantarana azo antoka aho
|
|
|
|
Ireo dia fanambarana mitovy an'i Rahaba mitady fanomezan-toky avy amin'ireo mpitsikilo.
|
|
|
|
# hatsaram-panahiko taminareo
|
|
|
|
Ny teny "ianareo" dia maneho an'ireo mpitsikilo roalahy.
|
|
|
|
# fa hamindra fo...hanavotra anay amin'ny fahafatesana."
|
|
|
|
mihaja kokoa ilay fiteny hoe: "aza vonoina izahay"
|