# Fampafantarana amin'ny ankapobeny Mbola miresaka amin'ireo mpitsikilo Israelita hatrany i Rahaba # mba ianiano amiko amin'ny...Omeo famantarana azo antoka aho Ireo dia fanambarana mitovy an'i Rahaba mitady fanomezan-toky avy amin'ireo mpitsikilo. # hatsaram-panahiko taminareo Ny teny "ianareo" dia maneho an'ireo mpitsikilo roalahy. # fa hamindra fo...hanavotra anay amin'ny fahafatesana." mihaja kokoa ilay fiteny hoe: "aza vonoina izahay"