plt_tn/jon/01/08.md

882 B

Dia hoy izy ireo tamin'i Jona hoe

"Dia niteny tamin'i Jona ireo lehilahy izay niasa tao an-tsambo"

Mba teneno anay re hoe iza no anton'izao loza mitranga amintsika izao

"iza no nahatonga izao zava-dratsy izao hitranga amintsika?"

matahotra an'i Yaveh

Ny teny hoe "matahotra" dia ilazana fa nanaja fatratra an'Andriamanitra i Jona.

Fa inona ity nataonao?

ireo lehilahy tamin'ny sambo dia nampiasa io fanontaniana fampiasaianna io mba haneho ny fahatafintohinan'izy ireo tamin'i Jona. DH: "Nanao zava-mahatsiravina ianao."

nitsoaka ny fanatrehan'i Yaveh izy

"Nitsoaka an'i Yaveh i Jona." Nitady ny handositra an'i Yaveh i Jona toy ny hoe any amin'ny tanin'Israely ihany no misy an'i Yaveh.

satria nolazainy tamin'izy ireo

Izay nolazainy tamin'izy ireo dia voalaza mazava tsara. DH: "satria niteny tamin'izy ireo izy hoe 'niezaka ny hanalavitra an'i Yaveh aho'"