plt_tn/jol/02/04.md

24 lines
702 B
Markdown

# Famaphafantarana amin'ny ankapobeny:
Mitohy ny famaritana amin'ny korontan'ny tafiky ny mpitaingin-tsoavaly.
# soavaly
Biby lehibe sady haingam-pandeha amin'ny tongotr'efatra.
# Niendrika toy ny soavaly ireo tafika
Ny lohan'ny valala iray dia tahaka ny lohan-tsoavaly kely ary ireo tafika dia matanjaka sy haingana toy ny soavaly.
# mihazakazaka toy ny mpitaingin-tsoavaly izy ireo
Haingam-pifindra ireo tafika, tahaka ny olona mitaingin-tsoavaly.
# Mitsambikina
Soavaly mitsambikina na mandingana ohatra ireny mitsoaka ireny.
# feo toy ny an'ireo sarety ... tahaka ny feon'ny lelan'afo mirehitra ... tahaka ny tafika matanjaka vonona ho amin'ny ady.
Ireo dia nitaha tamin'ny feom-balala.