plt_tn/jol/02/04.md

702 B

Famaphafantarana amin'ny ankapobeny:

Mitohy ny famaritana amin'ny korontan'ny tafiky ny mpitaingin-tsoavaly.

soavaly

Biby lehibe sady haingam-pandeha amin'ny tongotr'efatra.

Niendrika toy ny soavaly ireo tafika

Ny lohan'ny valala iray dia tahaka ny lohan-tsoavaly kely ary ireo tafika dia matanjaka sy haingana toy ny soavaly.

mihazakazaka toy ny mpitaingin-tsoavaly izy ireo

Haingam-pifindra ireo tafika, tahaka ny olona mitaingin-tsoavaly.

Mitsambikina

Soavaly mitsambikina na mandingana ohatra ireny mitsoaka ireny.

feo toy ny an'ireo sarety ... tahaka ny feon'ny lelan'afo mirehitra ... tahaka ny tafika matanjaka vonona ho amin'ny ady.

Ireo dia nitaha tamin'ny feom-balala.