plt_tn/jol/01/18.md

377 B

Famaphafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy ny resany amin'ireo mpisorona ny fomba tokony hivavana ho an'Israely Andriamanitra.

fieron

anaovana feo mafy noho ny fanaintainana

nolevonin'ny afo ... lelan'afo no nandoro

Ireo andian-teny roa mitovy ireo dia miara-miasa hampisehoana izany tany rehetra izany, na nambolena na tsy, dia simba.

lohasaha

ivon-drano kely