# Famaphafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy ny resany amin'ireo mpisorona ny fomba tokony hivavana ho an'Israely Andriamanitra. # fieron anaovana feo mafy noho ny fanaintainana # nolevonin'ny afo ... lelan'afo no nandoro Ireo andian-teny roa mitovy ireo dia miara-miasa hampisehoana izany tany rehetra izany, na nambolena na tsy, dia simba. # lohasaha ivon-drano kely