plt_tn/job/40/12.md

198 B

tavan'izy ireo

Ny tava dia ilay olona iray manontolo mihitsy. DH: "izy ireo"

ilay toerana miafina

teny malefaka kokoa entina hilazana ny toerana izay halehan'ny fanahin'ny olona rehefa maty.