# tavan'izy ireo Ny tava dia ilay olona iray manontolo mihitsy. DH: "izy ireo" # ilay toerana miafina teny malefaka kokoa entina hilazana ny toerana izay halehan'ny fanahin'ny olona rehefa maty.