plt_tn/job/39/01.md

36 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Blame History

This file contains ambiguous Unicode characters

This file contains Unicode characters that might be confused with other characters. If you think that this is intentional, you can safely ignore this warning. Use the Escape button to reveal them.

# Fampifandraisana ny foto-kevitra :
Manohy ny fanandrinany an'i Joba i Yaveh.
# Fampahafantarana aminny Ankapobeny:
Mampiasa io fanontaniana i Yaveh mba hanamafisany fa Izy dia lehibe noho i Joba satria Yaveh no misahana ny biby any an-tendrombohitra; osy ,diera, fa i tsy i Joba.
# Fantatrao ve hoe amin'ny fotoana inona ...hiterahany ireo zanany?
Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Mazava hoazy fa tsy fantatrao tokoa ny fotoana ....hiterahany ireo zanany!"
# Voadinikao ve rehefa miteraka ny zanany ny diera vavy?
Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Tsy mahavita manidinika ny fizotry ny zava-drehetra ara-dalàna ianao rehefa miteraka ny zanany ny diera vavy!"
# Voaisanao ve ireo volana hitondran'ireo vohoka?
Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Tsy afaka manisa ny volana ny volana hitondrany vohoka ianao."
# hitondran'ireo vohoka
"ny fotoana maha-bevohoka azy ka manandra-paha-terany"
# ireo
Ny teny "ireo" dia manondro ireo osy sy ireo diera.
# mitondra vohoka
"bevohoka"
# Fantatrao ve ny fotoana hiterahany ireo zanany?
Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Mazava hoazy fa tsy mahalala ny ny fotoana hiterahany ny zanany ianao"