# Fampifandraisana ny foto-kevitra : Manohy ny fanandrinany an'i Joba i Yaveh. # Fampahafantarana amin’ny Ankapobeny: Mampiasa io fanontaniana i Yaveh mba hanamafisany fa Izy dia lehibe noho i Joba satria Yaveh no misahana ny biby any an-tendrombohitra; osy ,diera, fa i tsy i Joba. # Fantatrao ve hoe amin'ny fotoana inona ...hiterahany ireo zanany? Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Mazava hoazy fa tsy fantatrao tokoa ny fotoana ....hiterahany ireo zanany!" # Voadinikao ve rehefa miteraka ny zanany ny diera vavy? Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Tsy mahavita manidinika ny fizotry ny zava-drehetra ara-dalàna ianao rehefa miteraka ny zanany ny diera vavy!" # Voaisanao ve ireo volana hitondran'ireo vohoka? Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Tsy afaka manisa ny volana ny volana hitondrany vohoka ianao." # hitondran'ireo vohoka "ny fotoana maha-bevohoka azy ka manandra-paha-terany" # ireo Ny teny "ireo" dia manondro ireo osy sy ireo diera. # mitondra vohoka "bevohoka" # Fantatrao ve ny fotoana hiterahany ireo zanany? Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Mazava hoazy fa tsy mahalala ny ny fotoana hiterahany ny zanany ianao"