20 lines
1.1 KiB
Markdown
20 lines
1.1 KiB
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
|
|
|
|
Manohy ny fitenenany i Eliho. Isak'ireo andininy ireo dia ahitana andian-teny mitovy.
|
|
|
|
# ry lehilahy manana fahazavan-tsaina
|
|
|
|
Mitsikera an'i Joba sy ireo namany i Eliho. Tsy mihevitra azy ireo ho tena hendry akory izy.
|
|
|
|
# sanatria amin'Andriamanitra ... sanatria amin'ilay Tsitoha anie ny hanota
|
|
|
|
Ireo andian-teny roa ireo dia mitovy ny dikany ary ampiasaina miaraka mba hanamafisana fa Andriamanitra dia tsy hanao ratsy na oviana na oviana. Ny teny "sanatria" dia fomba fiteny. DH: "Andriamanitra dia tsy hihevitra ny hanao izay ratsy na diso na oviana na ovina!" (UDB)
|
|
|
|
# Satria mamaly ny asan'ny olona izy
|
|
|
|
Io dia midika fa manomeny olona izay mendrika ny asa vitany Izy. Eto, ny "asa" dia sarin-tenin'ny zavatra ataon'ny olona iray. DH: "Stria manome izay mendrika havaly izay ataony Izy"
|
|
|
|
# ataony tody amin'ny valisoan'ny lalana nosafidiany ny olona rehetra
|
|
|
|
Ny andian-teny "ny lalana nosafidiany" dia fomba fitenenana ny fomba fiainany ny fiainany. Manamafy Eliho fa Andiamanitra dia manome ny olona izay mendrika azy ireo. DH: "Ataony mandray valisoa mendrika ny fomba fiainany ny olona rehetra"
|