plt_tn/job/29/01.md

531 B

Eh, raha mba toy ny tamin'ireny volana lasa ...mantsy aho

Mampiasa io filazana fihetsem-po io i Joba mba hanehoany faniriana. DH: "iriko raha mba toy ireny tamin'ny volana lasa ireny aho"

fony namirapiratra teo an-dohako ny jirony

Ny famiratry ny jiron'Andriamanitra amin'ny Joba dia mampiseho fitahiana an'i Joba. DH: "fony tahaka ny jiro mampamiratra ny hazavany teo alohako ny fitahiana'Andriamanitra"

fony namakivaky ny aizina tamin'ny fahazavany aho

Ny famakivakiana aizina dia mampiseho ny fiainana zava-tsarotra.