plt_tn/job/29/01.md

12 lines
531 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Eh, raha mba toy ny tamin'ireny volana lasa ...mantsy aho
Mampiasa io filazana fihetsem-po io i Joba mba hanehoany faniriana. DH: "iriko raha mba toy ireny tamin'ny volana lasa ireny aho"
# fony namirapiratra teo an-dohako ny jirony
Ny famiratry ny jiron'Andriamanitra amin'ny Joba dia mampiseho fitahiana an'i Joba. DH: "fony tahaka ny jiro mampamiratra ny hazavany teo alohako ny fitahiana'Andriamanitra"
# fony namakivaky ny aizina tamin'ny fahazavany aho
Ny famakivakiana aizina dia mampiseho ny fiainana zava-tsarotra.