plt_tn/jhn/20/11.md

16 lines
363 B
Markdown

# Nahita anjely roa mitafy lamba fotsy nipetraka izy
Nitafy akanjo fotsy ireo anjely. DH: "nahita anjely roa nitafy akanjo fotsy izy"
# Hoy izy ireo taminy hoe
"Nanontany azy izy ireo"
# Satria nentin'izy ireo ny Tompoko
"Satria nentin'izy ireo ny vatan'ny Tompoko"
# tsy fantatro izay nametrahan'izy ireo Azy
"tsy fantatro izay nametrahan'izy ireo izany"