# Nahita anjely roa mitafy lamba fotsy nipetraka izy Nitafy akanjo fotsy ireo anjely. DH: "nahita anjely roa nitafy akanjo fotsy izy" # Hoy izy ireo taminy hoe "Nanontany azy izy ireo" # Satria nentin'izy ireo ny Tompoko "Satria nentin'izy ireo ny vatan'ny Tompoko" # tsy fantatro izay nametrahan'izy ireo Azy "tsy fantatro izay nametrahan'izy ireo izany"