plt_tn/jhn/19/25.md

558 B

ireo mpianatra izay tiany

Jaona izany, ilay nanoratra ity filazantsara ity

Ravehivavy, indro, ny zanakao lahy

Eto ny teny hoe "zanakao lahy" dia sari-teny. Tian'i Jesosy ny mpianany, Jaona, raha ataon'ny reniny tahaka ny zanaka. DH: "Ravehivavy, ity ilay lehilahy izay hanao tahaka ny hoe zanaka aminao"

indro, ny reninareo

Eto ny teny hoe "reny" dia sari-teny. Tian'i Jesosy ny reniny raha manao tahaka ny reny amin'ny mpianany, Jaona. DH: "Hevero ho tahaka ny reninao io vehivavy io"

Ary tamin'izany ora izany

"tamin'io fotoana io mihintsy"