plt_tn/jhn/19/25.md

16 lines
558 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ireo mpianatra izay tiany
Jaona izany, ilay nanoratra ity filazantsara ity
# Ravehivavy, indro, ny zanakao lahy
Eto ny teny hoe "zanakao lahy" dia sari-teny. Tian'i Jesosy ny mpianany, Jaona, raha ataon'ny reniny tahaka ny zanaka. DH: "Ravehivavy, ity ilay lehilahy izay hanao tahaka ny hoe zanaka aminao"
# indro, ny reninareo
Eto ny teny hoe "reny" dia sari-teny. Tian'i Jesosy ny reniny raha manao tahaka ny reny amin'ny mpianany, Jaona. DH: "Hevero ho tahaka ny reninao io vehivavy io"
# Ary tamin'izany ora izany
"tamin'io fotoana io mihintsy"