plt_tn/jhn/19/23.md

893 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Amin'ny faran'ny andininy faha-24 dia misy fihatoana eo amin'ny fizotry ny tantara fototra raha milaza amintsika ny fomba hanatanterahan'izany zavatra niseho izany ny Soratra Masina Jaona.

ilay akanjo ihany koa

"ary izy ireo dia naka ny akanjony ihany koa." Ireo miaramila dia nitazona ilay akanjo ary tsy nizara izany." DH: "ary izy ireo dia nitazona ny akanjony nitokana"

andeha hilokana ahitana izay mahazo azy

Ary dia nilokan'ireo miaramila ny akanjony ka izay maharesy dia mahazo ilay akanjo. DH: "Andeha hilokantsika ity akanjo ity dia izay maharesy dia hahazo izany."

mba hahatanteraka ny Soratra Masina izay milaza hoe

DH: "Ity dia nahatanteraka ny Soratra Masina manao hoe" na "ity dia nitranga mba hanamarina ny Soratra Masina izay milaza hoe"

nolokainy

Ity dia fomba nizaran'izy ireo ny akanjon'i Jesosy. DH: "Niloka izy ireo"