plt_tn/jhn/19/23.md

20 lines
893 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Amin'ny faran'ny andininy faha-24 dia misy fihatoana eo amin'ny fizotry ny tantara fototra raha milaza amintsika ny fomba hanatanterahan'izany zavatra niseho izany ny Soratra Masina Jaona.
# ilay akanjo ihany koa
"ary izy ireo dia naka ny akanjony ihany koa." Ireo miaramila dia nitazona ilay akanjo ary tsy nizara izany." DH: "ary izy ireo dia nitazona ny akanjony nitokana"
# andeha hilokana ahitana izay mahazo azy
Ary dia nilokan'ireo miaramila ny akanjony ka izay maharesy dia mahazo ilay akanjo. DH: "Andeha hilokantsika ity akanjo ity dia izay maharesy dia hahazo izany."
# mba hahatanteraka ny Soratra Masina izay milaza hoe
DH: "Ity dia nahatanteraka ny Soratra Masina manao hoe" na "ity dia nitranga mba hanamarina ny Soratra Masina izay milaza hoe"
# nolokainy
Ity dia fomba nizaran'izy ireo ny akanjon'i Jesosy. DH: "Niloka izy ireo"