plt_tn/jhn/19/17.md

398 B

amin'ilay toerana antsoina hoe "toeran'ny karandoha,"

DH: "eny amin'ny toerana izay antsoin'ny olona hoe "toeran'ny karandoha"

izay amin'ny Hebreo antsoina hoe '"Golgota."

Ny Hebreo dia fitenin'ireo vahoakan'Israely. DH: "izay antsoin'izy ireo amin'ny Hebreo hoe: 'Golgota.'"

nisy lehilahy roa hafa niaraka taminy

DH: "Izy ireo dia namantsika jiolahy roa hafa teo amin'ny hazofijaliana"