12 lines
398 B
Markdown
12 lines
398 B
Markdown
|
# amin'ilay toerana antsoina hoe "toeran'ny karandoha,"
|
||
|
|
||
|
DH: "eny amin'ny toerana izay antsoin'ny olona hoe "toeran'ny karandoha"
|
||
|
|
||
|
# izay amin'ny Hebreo antsoina hoe '"Golgota."
|
||
|
|
||
|
Ny Hebreo dia fitenin'ireo vahoakan'Israely. DH: "izay antsoin'izy ireo amin'ny Hebreo hoe: 'Golgota.'"
|
||
|
|
||
|
# nisy lehilahy roa hafa niaraka taminy
|
||
|
|
||
|
DH: "Izy ireo dia namantsika jiolahy roa hafa teo amin'ny hazofijaliana"
|