plt_tn/jhn/18/31.md

806 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ao amin'ny andininy faha-32 dia misy fihatoana amin'ny fizotry ny tantara fototra raha manome fampahafantarana fototra momban'ny fomba naminanian'i Jesosy ny fomba hafatesany ny mpanoratra.

Hoy ireo Jiosy taminy hoe

Eto ny hoe "ireo Jiosy" dia maneho ireo mpitarika Jiosy izay manohitra an'i Jesosy. DH: "Ireo mpitarika Jiosy niteny taminy hoe"

Tsy ara-dalàna ho anay ny manolotra olona ho faty

Raha ny lalàna Romana, dia tsy afaka manolotra olona ho faty ireo Jiosy. DH: "Araky ny lalàna Romana, dia tsy afaka manolotra olona ho faty izahay"

mba hahatanteraka ny tenin'i Jesosy

DH: "mba hanatanterahana izay nolazain'i Jesosy teo aloha teo"

mba hilazana hoe karazana fahafatesana toy ny inona no hahafatesany

"momba ny hoe ahoana no hahafaty Azy"