plt_tn/jhn/18/31.md

20 lines
806 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ao amin'ny andininy faha-32 dia misy fihatoana amin'ny fizotry ny tantara fototra raha manome fampahafantarana fototra momban'ny fomba naminanian'i Jesosy ny fomba hafatesany ny mpanoratra.
# Hoy ireo Jiosy taminy hoe
Eto ny hoe "ireo Jiosy" dia maneho ireo mpitarika Jiosy izay manohitra an'i Jesosy. DH: "Ireo mpitarika Jiosy niteny taminy hoe"
# Tsy ara-dalàna ho anay ny manolotra olona ho faty
Raha ny lalàna Romana, dia tsy afaka manolotra olona ho faty ireo Jiosy. DH: "Araky ny lalàna Romana, dia tsy afaka manolotra olona ho faty izahay"
# mba hahatanteraka ny tenin'i Jesosy
DH: "mba hanatanterahana izay nolazain'i Jesosy teo aloha teo"
# mba hilazana hoe karazana fahafatesana toy ny inona no hahafatesany
"momba ny hoe ahoana no hahafaty Azy"