8 lines
306 B
Markdown
8 lines
306 B
Markdown
# ho amin'izao tontolo izao
|
|
|
|
Eto ny teny hoe "izao tontolo izao" dia maneho ireo olona izay monina eto ambonin'ny tany. DH: "ho an'ireo olona eto amin'izao tontolo izao"
|
|
|
|
# mba hanamasinana ny tenan'izy ireo amin'ny fahamarinana ihany koa
|
|
|
|
DH: "mba hanamasinana marina ny tenan'izy ireo ho Anao ihany koa"
|