# ho amin'izao tontolo izao Eto ny teny hoe "izao tontolo izao" dia maneho ireo olona izay monina eto ambonin'ny tany. DH: "ho an'ireo olona eto amin'izao tontolo izao" # mba hanamasinana ny tenan'izy ireo amin'ny fahamarinana ihany koa DH: "mba hanamasinana marina ny tenan'izy ireo ho Anao ihany koa"