plt_tn/jhn/16/32.md

617 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Jesosy manohy miresaka amin'ireo mpianany.

hiparitaka ianareo

DH: "ny sasany dia hanaparitaka anareo"

miaraka amiko ny Ray

Ny Ray dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra.

mba hanana fiadanana ato Amiko ianareo

Eto ny "fiadanana" dia maneho ny fiadanana anaty. DH: "mba hananareo fiadanana anaty nohon'ny fifandraisanareo amiko ianareo"

efa nandresy izao tontolo izao Aho

Eto ny "izao tontolo izao" dia maneho ireo olana sy fanenjehana izay hiatra amin'ireo mpino noho ireo olona manohitra an'Andriamanitra. DH: "Izaho dia nandresy ny olan'izao tontolo izao"