plt_tn/jhn/16/32.md

20 lines
617 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Jesosy manohy miresaka amin'ireo mpianany.
# hiparitaka ianareo
DH: "ny sasany dia hanaparitaka anareo"
# miaraka amiko ny Ray
Ny Ray dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra.
# mba hanana fiadanana ato Amiko ianareo
Eto ny "fiadanana" dia maneho ny fiadanana anaty. DH: "mba hananareo fiadanana anaty nohon'ny fifandraisanareo amiko ianareo"
# efa nandresy izao tontolo izao Aho
Eto ny "izao tontolo izao" dia maneho ireo olana sy fanenjehana izay hiatra amin'ireo mpino noho ireo olona manohitra an'Andriamanitra. DH: "Izaho dia nandresy ny olan'izao tontolo izao"