20 lines
674 B
Markdown
20 lines
674 B
Markdown
# hangataka amin'ny anarako ianareo
|
|
|
|
Ny "anarana" eto dia entina hilazana ny olona iray sy ny fahefan'i Jesosy. DH: "hangataka ianareo satria Ahy ianareo"
|
|
|
|
# ny Ray mihintsy no tia anareo satria nitia Ahy ianareo
|
|
|
|
Rehefa tia an'i Jesosy ny olona iray, ilay Zanaka, dia tia an'ilay Ray koa, satria ny Ray sy ny Zanaka dia iray ihany.
|
|
|
|
# Ray
|
|
|
|
Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra.
|
|
|
|
# Avy amin'ny Ray Aho ... handao ny tany indray Aho ary ho any amin'ny Ray
|
|
|
|
Aorian'ny fahafatesana sy ny fitsanganany, dia hiverina any amin'Andriamanitra Ray Jesosy.
|
|
|
|
# izao tontolo izao
|
|
|
|
Eto ny hoe "izao tontolo izao" dia entina hanehoana ireo olona monina eto ambonin'ny tany.
|