12 lines
663 B
Markdown
12 lines
663 B
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
|
|
|
|
Mbola mitohy ny fizaran'ny tantara tao amin'ny toko teo aloha. Jesosy dia mipetraka eo amin'ny latabatra miaraka amin'ireo mpianany ary manohy miresaka amin'izy ireo.
|
|
|
|
# tsy ho solafaka ianareo
|
|
|
|
Eto ny "solafaka" dia midika hoe mijanona mametraka ny fahatokisan'ny tsirairay ao amin'i Jesosy. DH: "ka mba tsy hitsahatra ny hatoky Ahy ianareo noho ireo olana izay tsy maintsy atrehanareo."
|
|
|
|
# tonga ny andro rehefa hihevitra izay rehetra mamono anareo fa izy ireo dia manolotra zavatra tsara ho an'Andriamanitra
|
|
|
|
"ho avy ny andro izay hamonoan'ny olona anareo ary hihevitra fa manao zavatra tsara ho an'Andriamanitra izy ireo."
|